|
|
|
|

Teny iditra1  fahakinga
Fototeny  2 kinga
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany. [1.1]
Tovy hevitra  5 fahakingana, hakinga, hakingana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31