| Entrée | 1 kingakinga |
| Radical | 2 kinga |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fatrapanao zavatra haingana sy tsara, haingam-panao zavatra, mailaka, mivikiviky: Kingakinga ery Ikoto rehefa miasa Mahay, havanambanana: Mpitendry zavamaneno kinga Rakoto. Mailaka, mailamailaka, lahilahy, matselaka, tselika, analo, malaky, malady, mavika, mavibika, mavitrika, mavitribitrika, mivikiviky, mariadriaka, marisika [1.1] |
| Exemples |
5 kingakinga ery ny Komandy, nody.
[2.895]
6 Olona kingakinga sy lalin-tsaina sady mahay zavatra, hono, izy io. [2.445] 7 Ireo ankizy kingakinga fihetsika sy tsaratsara fitafy, hono, nanontanian' ilay mpanadina ela mihitsy. [2.472] |
| Dérivés |
|
| Synonymes | 9 kinga |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|