|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1  I    i    
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3 Tarehintsoratra fahavalo ary zanatsoratra fahatelo amin'ny abidy malagasy. Raha mamaran-teny ny i dia atao y: Tany. Ny amin'ny feony kosa, dia izao no tsara homarihina: raha ialohan'ny a na i dia atao indray mitonona ny a sy ny i: aina (ai - na) afa-tsy raha tovona nya eo aloha, ka amin'ny izay kosa dia mitonona misaraka izy roa: ailika (a - i - lika).. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 La huitième lettre de l'alphabet malgache et la troisième des voyelles. L'i suivi de g, h, k, ng, nk, se répercute légèrement après ces lettres devant a, e, o, de la syllabe suivante: Igagana, igiagana; Isika, isikia; Mainka, mainkia, Ikopa, ikiopa; Ikoto, ikioto.. [1.3]
Mpanahaka  5  abidy
Tsanganana sy sary iray takila  6  Ny abidia
Lahatsoratra  7 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 

Teny iditra (2/8)8  i~
Sokajin-teny  9  tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10 Fanao a) eo alohan'ny anaran-tsamirery milaza olona ka tsy manomboka amin'ny Ra na Andrian:Ikoto / Ny satrok'i Paoly. b) eo alohan'ny anaran-tsamirery milaza tany na tanaàna na renirano na farihy tsy misyAn naAm:Ihosy / Ny tanànan'i Betafo. d) eo alohan'ny anarana iombonana sasantsasany misy fifandraisana ara-pihavanana:i dada, i zandry..
11 Hita amin'ny fiforonan'ny teny sasantsasany, toy ny ilay, ikala, izato, iny, izaho, izahay, izy, ise, isika, ianareo, ivelany, ivoho, imaso, ilalana.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 prefix used as follows : a) before proper names, as : Kòto, Ikòto b) in forming place names, as : Mèrina, Imèrina: Ifanadiana c) to make a noun into a preposition or an adverb, as : maso, eye; imaso, in plain sight; voho, the back; ivoho, behind. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 Sert à former des adverbes et des prépositions et équivaut à une préposition: à, sur : Imaso, aux yeux de; Ivoho, sur le derrière de..
14 Article personnel, se met devant les noms propres de personnes, devant les noms de lieux, ainsi que devant certains noms communs, et remplace alors Ra ou Andrian- : Iboto, Ifara, Ivato, Ifandana; Ikaky, Ineny, irainao, izokinao, isakaizanao.. [1.3]
15 préfixe a) se met devant les noms propres; ex. : Kòto, Ikòto b) se met devant les noms de lieu; ex. : Merina, Imerina; Ifanadiana c) sert à former des prépositions et des adverbes; ex. : maso, imaso; voho, ivoho. [1.8]

Teny iditra (3/8)16  i
Sokajin-teny  17  mpanoritra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  18 ny. [Bara, Tandroy] [1.78]

Teny iditra (4/8)19  i
Sokajin-teny  20  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  21 Non. I! inona no izany eo. Non, cela n'est pas vrai.. [1.3]

Teny iditra (5/8)22  i
Sokajin-teny  23  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  24 izy. [Bara] [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  25  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (6/8)26  I    
Sokajin-teny  27  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  28 aho, izaho; aho is chiefly used after the predicate, and izaho is used before. [1.2]
29 izaho@mg.pn, aho@mg.pn. [1.17]

Teny iditra (7/8)30  I    i    
Sokajin-teny  31  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  32 marika romana izay milaza ny isa 1. [3.1]
Voambolana  33  Matematika: rafitrisa
Tsanganana sy sary iray takila  34  Ny isa

Teny iditra (8/8)35  I    
Sokajin-teny  36  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  37 iôdy. Singa mivaingana, faha-53 amin'ny fisokajiana miherina.. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  38 Iodine. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  39 Iode. [3.1]
Voambolana  40  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  41  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09