|
|
|
|

Teny iditra1  iraika
Fototeny  2 iray
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitovy amin' ny "iray" ihany, saingy fampiasa rehefa miaraka amin' ny isa hafa izay mitohy aminy amin' ny alalan' ny "ambin' ny", "amby": Iraika ambin' ny folo. / Iraika amby zato [1.1]
5 iray [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  6 one, used in the numerals 11, 101, etc,
7 as: iràika àmbin' ny fòlo (one with ten), eleven [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 un; sert à former les numéros;
9 ex. iràika àmbin'ny fòlo, onze [1.8]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tambinteny :
Mpanahaka  12  iray, 13  isa
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  15 araiky, iraika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17