|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hita
Sokajin-teny  2 matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tazana, voatsipalotry ny maso: Hitanao ve ry vorona ambony hazo iry?
Miseho rehefa avy notadiavina: Hitako ilay solomasoko very
Voazaha ary fantatra: Efa hitanao ve ilay trano tianao hovidina
Fantatra: Hitako ny hevitrao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 seen; found [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 vu, trouvé [1.3, 1.8]
6 découvert, inventé; su, connu, compris, deviné [1.3]
Ohatra  7 hitako teny an-tsena izy (Je l'ai vu au marché) [1.3]
8 hitako ny bokiko very (J'ai trouvé le livre que j'avais perdu) [1.3]
9 hitako ny ataonao (Je vois, je sais ce que vous faites) [1.3]
10 hitako ny hevitrao (Je connais votre pensée) [1.3]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  26Fikambanana 38 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)27 hità
Sokajin-teny  28 anarana
Fanazavàna teny malagasy  29 setroka [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  30 haty, 31 hita, hità, 32 tahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03