Entrée mifankahita (hita)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mihaona: Dimy taona izao isika no nifankahita farany [1.1]
Exemples 
1Saingy tsaratsara kokoa ho anay ny tsy mifankahita. [2.529]
2Ny mason' eritreritr' izy rehetra mbola mifankahita ihany! [2.499]
3Isaky ny roa volana vao mifankahita raha haingana indrindra. [2.470]
Morphologie 
Présent : mifankahita
Passé : nifankahita
Futur : hifankahita
Impératif : mifankahità
Mots composés 

Entrée mifankahi (hita)
Partie du discours impératif du verbe actif mifankahita [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Mis à jour le 2023/01/21