|
|
|
|

Entrée1  fahita
Partie du discours  2  nom
Radical  3  hita
Tous les mots composés 
Explications en malgache  10  [1.1] Hita matetika: Tsy fahita intsony itony lamba itony ankehitriny
Explications en français  11  [1.3#251] Ce qui se voit habituellement, manière de trouver
Exemples  12  [2.499#] Zavatra tsy mba fahita loatra atý amintsika io.
13  [2.285#] Aizina no fanoratra mahazatra sy fahita matetika.
14  [2.4#] Sahalahala amin' izao ihany no fahita any aminay.

Anagrammes  15  fahita, fitaha, hafita, hatafy, hatifa, hitafa, tafiha, tahafi

Mis à jour le 2025/08/10