| Entrée | 1 mpahita |
| Radical | 2 hita |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 [1.1] |
| Explications en français |
5 Celui qui trouve, qui invente, qui voit; un prophète [1.3#251] |
| Exemples |
6 Nanjary be mpahita sy maro mpahalala.
[2.445#]
7 Ny olona teraka eo dia olona manana tsindrimandry, mpahita nofy. [1.381#] 8 Nanjary tsy naman' ny mandry tsisy mpahita izy: manan-kavana ka mandry finaritra. [2.245#] |
| Anagrammes | 9 mpahita, 10 mpitaha |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|