|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 hataka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fiangaviana hahazoana zavatra iray avy amin' olona: Izao no hataka ataoko aminao.
4 Vavaka sy faniriana hahatanteraka izay ilaina: Henoy ny hatakay, Andriamanitra ò!. 5 Zavatra nangatahina: Hataka ity ka tsy azoko amena anao indray. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a request, a thing begged, alms..
[1.2] 7 a request, an entreaty. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 demande, requête.
[1.3, 1.8, 1.5] 9 supplique, prière. [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 22 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 23 hataka |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 Fisarahana na fanalavitana; fialana tsy hanakaiky; fitokantokanana tsy miaraka amin' ny hafa.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/4) | 34 hataka |
| Sokajin-teny | 35 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
36 anaran-gidro madinika.
[Bara]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
37 Greater dwarf lemur (Cheirogaleus major.
38 weasel sportive lemur, weasel lemur (Lepilemur mustelinus). 39 small-toothed sportive lemur, small-toothed weasel lemur (Lepilemur microdon). [2.233] |
| Fanazavàna teny frantsay |
40 animal nocturne. § tsìdika..
[Tankarana]
[1.19] 41 grand chéirogale (Cheirogaleus major). 42 Lépilemur (Lepilemur mustelinus). 43 Lépilemur aux petites dents (Lepilemur microdon). [2.233] |
| Voambolana | 44 Haibiby: mampinono |
| Mpanahaka | 45 fitiliky, 46 kotrika, 47 trangalavaka, 48 tsidy, 49 tsitsily |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
126 Ny Gidro |
| Teny iditra (4/4) | 127 Hatàka |
| Sokajin-teny | 128 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
129 Hatach.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
130 Hataq.
[2.996] |
| Voambolana | 131 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 132 Toko sy andininy momba Hatàka |
| Fivaditsoratra | 133 hakata, 134 hataka, Hatàka, 135 ta-haka, tahaka, tahàka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|