|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kotrika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fambomban' ny vorona ny atodiny mba hafana ka hahafoy azy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 action de couver ou de faire couver.
5 état de celui qui est casanier; attention, petits soins comme ceux de la poule pour ses oeufs. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  21  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)23  kotrika
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny frantsay  25 terme de jeu de billes. [1.3]
Voambolana  26  Kilalao

Teny iditra (3/3)27  kotrika
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny anglisy  29 weasel sportive lemur, weasel lemur (Lepilemur mustelinus).
30 small-toothed sportive lemur, small-toothed weasel lemur (Lepilemur microdon).
31 eastern lesser bamboo lemur, gray bamboo lemur, gray gentle lemur (Hapalemur griseus griseus). [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  32 Lépilemur (Lepilemur mustelinus).
33 Lépilemur aux petites dents (Lepilemur microdon).
34 petit hapalémur (Hapalemur griseus griseus). [2.233]
Voambolana  35  Haibiby: mampinono
Mpanahaka  36  bokombolo, 37  fitiliky, 38  hataka, 39  trangalavaka
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  116  Ny Gidro

Fivaditsoratra  117 katroky, 118 kitroka, 119 kotrika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09