|
|
|
|

Teny iditra1  aiay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro. [Betsimisaraka] [1.78]
4 Karazan-gidro mpivoaka alina, tsy fahita afa-tsy eto Madagasikara. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the aye-aye, a singular nocturnal animal endemic in Madagascar, to capture which, the natives say, causes illness or death. Same as ahay (Betsim.), and haihay [Antsih.]. Supposed to receive its name from its peculiar cry. Cheiromys Madagascariensis.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 aye-aye. [1.54]
7 aye-aye (Daubentonia madagascariensis). [2.233]
Ohatra  8  Ary indrindra ilay biby atao hoe aiay dia an' i Madagaskara irery. [1.436#]
Voambolana  9  Haibiby: mampinono
Tsipelina hafa  10 ahay, hahay, haihay
Tovy hevitra  11 aingitra
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  88  Ny Gidro

Fivaditsoratra  89 aiay, 90 iaia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09