Entrée (1/3) | 1 fahana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Tohana eo ivelan' ny zavatra iray mba hananany hery bebe kokoa Fifikirana amin' ny zavatra, fanankinana mafy ny tongotra mba tsy hianjera [1.1] |
Explications en anglais |
4 that which is the sustinence or support of another. [1.2] |
Explications en français |
5 soutien, support, action d'appuyer solidement une chose, de se cramponner, d'appuyer les pieds pour ne pas tomber, de se retenir en marchant figuré: obstination [1.3#137] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Entrée (2/3) | 20 fahana |
Partie du discours | 21 nom |
Explications en malgache |
22 sakafo [Taisaka]
[1.78] 23 Sakafo omem-bahiny Hanina, sakafo: Ataovy tsara fahana ny zazakely Anjara hanina: Ento ny fahan-kisoa homena azy Ilay zavatra mampipoaka ny basy, ny tafondro: Fahan-tafondro. / Saika loza fa, hay, mbola nisy fahany ilay basy Ny hery ananan' ny vimiaina mampandeha ny famantaranandro: Tsy ampy fahana ny famantaranandronao matoa nijanona sahady Ilay kofehy mifampiditra amin' ny tenan' ny tenona mba haha-lamba azy, (ka ny fahana mitsivalana fa ny tenany mitsangana): Ny jabo dia lamba rofia, izay ny fahany landihazo! [1.1] |
Explications en anglais |
24 that without which nothing has any consistency nourishment, strength, ration, subsistence, complement that which has been made firm, complete, or solid a gun charge a present of food to strangers the weft in weaving [1.2] 25 a gift of food, food [1.7] |
Explications en français |
26 cadeau en vivres offert à un étranger, nourriture, ration charge d'une arme à feu action de monter une horloge, un ressort, la trame d'un tissu [1.3#137] 27 qu'on nourrit [Taisaka] [1.82] 28 cadeau en vivres; nourriture [1.8] |
Exemples |
29 Aoka haterana fahana ny vahiny (Apportons à l'étranger en cadeau en vivres)
[1.3#137]
30 Ratsy fahana ny soavaly ka mahia (Le cheval est mal nourri et est ainsi maigre) [1.3#137] 31 Ity ny faham-borona hamahananao ny vorombe (Voici la ration des oies) [1.3#137] 32 Ireto ny faham-basy dimy (Voici cinq cartouches) [1.3#137] 33 Ratsy fahana ny famantaranandro (La montre n'a pas été bien montée) [1.3#137] 34 Antsodio ny fahan-tenona (Mettez en bobine ce qui doit servir de trame au tissu) [1.3#137] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 53 Economie: alimentation |
Entrée (3/3) | 54 faha~na |
Partie du discours | 55 circonfixe [Liste complète] |
Anagrammes | 56 fahana, faha~na, 57 fanaha, 58 hafàna |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |