|
|
|
|

Teny iditra1  fahan-tenany
Singan-teny  2 fahana, 3 tena
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny lamba izay karazana iray ihany ny tenany sy ny fahany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [tenany, itself.] A cloth in which warp and weft are of the same material.. [1.2]

Fivaditsoratra  7 fahan-tenany, 8 fehin-tanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12