|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 afahana |
| Fototeny | 2 afaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 to be set free.
[1.2, 1.7] 5 to be released, disengaged. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Qu'on délivre, qu'on affranchit, qu'on exempte, qu'on absout.
[1.3] 7 qu'on libère. [1.8] |
| Ohatra |
8 Mipetraka foana ny fanontaniana mba hahalalana hoe iza no afahana.
[1.369#]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 14 afahana |
| Fototeny | 15 fahana |
| Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Atao sakafo homena ny vahiny: Inona no hafahana ireto vahinintsika fa ny vary itỳ tsy misy, ny hena tsy misy?.
18 Atao fahan' ny basy, na bala asisika amin' ny basy hitifirana. [1.1#26] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 used of that which is presented or employed as a fahana ..
[1.2#147] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 à qui on offre un cadeau en vivres, à qui on donne la nourriture, la ration, qu'on fait manger, qu'on charge, qu'on monte, à quoi on met pour trame.
[1.3#137] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 25 afahana |
| Fototeny | 26 fahana |
| Sokajin-teny | 27 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny anglisy |
28 used of that which supports something else.
[Provincial]
[1.2#147] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 33 afahana, 34 faha~ana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|