|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 voafahana |
| Fototeny | 2 fahana |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 supported
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 soutenu, appuyé
[1.3] |
| Teny iditra (2/2) | 6 voafahana |
| Fototeny | 7 fahana |
| Sokajin-teny | 8 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 charged, as a gun; fed, as a child; having weft, as a piece of cloth, etc. etc.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 à qui on a fait un cadeau en vivres, qu'on a fait manger, chargé, monté
[1.3] |
| Ohatra |
11 Ny lehilahy rehetra dia samy manam-basy voafahana avokoa.
[2.649#]
12 Ny Rova efa voatemitra miararaila telo sosona amin' ny basy voafahana sy lefona miranirany. [1.437#] |
| Kamban-teny rehetra | 13 basy voafahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|