|
|
|
|

Teny iditra1  alim-pahana
Singan-teny  2 alina, 3 fahana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fotoana ipetrahan' ny fahana ao anaty basy
6 fotoana iomanana sy ikenonkenonana alohan' ny fanasana
7 fotoana iandrasan' ny vahiny ny sakafo aroso azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12