|
|
|
|

Teny iditra1  fafani-mondry
Singan-teny  2 fafa, 3 mondry
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 (fafanimondry) ilazana zavatra maro nisy nangalatra na nipaoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [mondry, minus a finger or ear.] Completely cleared off. Used chiefly of the confiscation of property. [1.2]
Mpanahaka  7  fafambolontondro, 8  fafanimondry, 9  fongana, 10  jifa, 11  lany, 12  mafafa, 13  majifa, 14  mamafa, 15  mamaoka, 16  manalaloto, 17  mifafa, 18  mifaoka, 19  najifa, 20  tapitra, 21  tsymisymiangana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31