|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mifafa |
| Fototeny | 2 fafa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manala ny loto, fako, potipoti-javatra amin' ny kifafa: Mifafa tokotany isa-maraina ny olona madio
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to sweep, to wipe, to clear away.
[1.2] |
| Ohatra |
6 Nohararaotiny ny zava-misy handiovana indray mifafa ny rivotra politika eto Madagasikara.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 11 mamafa |
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 14 mifafà |
| Fototeny | 15 fafa |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifafa [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 17 famafy, 18 fifama, mifafa, mifafà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|