|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fafa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fanalana ny loto, fanadiovana zavatra na toerana: Ratsy fafa izany trano izany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 sweeping, cleaning off. See faoka.
[1.2] 5 the act of sweeping [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 action de balayer
[1.3#136, 1.8, 1.82] 7 action d'asperger, d'essuyer [Taisaka] [1.82] 8 (dans toute l'île) (du malais papa : action de balayer). Nom général des plantes dont les tiges ou les rameaux servent à faire des balais. (voir aussi famafa et kifafa). [1.196] |
| Ohatra |
9 Nisento Vololona, dia ny fafa trano no notohizany.
[2.529]
10 Nony vita fafa, dia naka omby vositra izy natao sorona, nadaboka teo atsinanan-trano. [2.606] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 41 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 42 fafa |
| Sokajin-teny | 43 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
44 hazo fisaka
[Taisaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
45 planche
[Taisaka]
[1.82] |
| Teny iditra (3/3) | 46 fafa |
| Sokajin-teny | 47 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
48 badalela
[Taisaka, Tambahoaka, Taimoro, Bara]
49 mibadabada, miambatrambatra [Taimoro] 50 miraikidela [Tambahoaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
51 bègue
[Taisaka]
[1.82] 52 qui bégaie. (vava). [Tankarana] [1.19] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|