|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fafam-bolontondro |
| Singan-teny | 2 fafa, 3 volo, 4 tondro |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Ilazana zavatra nisy nangalatra na nipaoka ka tsy misy na inona na inona tafajanona azon' ny volon' ny tondro na fanondro fafana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 Completely cleared off. Used chiefly of the confiscation of property.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 que le poil du doigt peut balayer, où rien n'est épargné, raflé
[1.3] |
| Tovy hevitra | 9 fafanimondry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|