|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  dobo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Lavaka ihandronan' ny rano, izay mazàna vitantanan' olombelona, fa tsy tahaka ny kamory na ny farihy, izay vita-Nanahary: Nanao dobon-trondro anankiroa izahay erỳ amin' ny tanin' anana
4 Farihy kely: Misa dobo kely ao andrefantranonay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a pool, a reservoir [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 [Tankarana] vivier. [1.19]
7 bassin, réservoir [1.3, 1.8]
8 vivier, la nappe d'eau qui se forme au confluent de deux courants, gouffre au pied des chutes d'eau [1.3]
9 étang [1.8]
Ohatra  10  Maina io dobo io tamin' izay. [2.472#75]
11  dobo taloha, Andrianambonimena nanao azy ho vary [2.48#754]
Mpanahaka  12  antara, 13  dobofilomanasana, 14  farihy, 15  heniheny, 16  hetrina, 17  honahona, 18  hotsaka, 19  kamory, 20  matsabory, 21  petsapetsa, 22  ranomihandrona, 23  ranovory
Fikambanana  24 dobo filomanosana
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4) 26  dobo
Sokajin-teny  27  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  28 [Bara] very zo, heverina ho tsinontsinona [1.78]

Teny iditra (3/4) 29  dobo
Sokajin-teny  30  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  31 [Tankarana] qui chavire, s'engloutit [1.19]
32 inondé, plein d'eau [1.3]
33 [Vezo] coulé, inondé, naufragé, rempli [1.68]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpamaritra :

Teny iditra (4/4) 37  dobo
Sokajin-teny  38  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  39 [Vezo] double, doublé [1.68]

Fivaditsoratra  40 bodo, dobo

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07