|
|
|
|

Teny iditra1  farihy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tany lemaka lehibe feno rano mihandrona tsy mivoaka: Farihin' Alaotra. (Misy karazany telo ny rano mihandrona amin' ny tany lemaka toy izany arakaraka ny halehibeny, ka ny farihy no lehibe indrindra, dia ny kamory, ary ny dobo no kely indrindra, ka itỳ farany mety ho vita-Nanahary na arin-tanan' olombelona) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a pool, a pond, a lake. Larger than kamory [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 lac [1.3, 1.13]
6 étang [1.3]
Ohatra  7  Difotra ny tanimbary rehetra, ny zehitra amoron' Alaotra lasa ohatra ny farihy ranoray daholo. [2.472]
8  nony nanaovana farihy kely, dia nisy eran-tánan-droa; [2.48]
Voambolana  9  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  10  dobo, 11  kamory
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 10 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  farihy, 14 fihary, 15 fihira

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09