|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  antara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 faritra lalina amin'ny renirano. [Taimoro] [1.78]
4 faritra lalina indrindra amin'ny renirano na farihy. [Betsimisaraka] [1.78]
5 Dobo lalina sady mangatsiaka izaitsizy.. [1.1]
6 farihy lalina. [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  7 deep water. [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 abîme d'eau.. [Tankarana] [1.19]
Mpanahaka  9  antaranoana, 10  antaravelona

Teny iditra (2/2)11  antara
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  13 cold, frigid. [1.2]
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  15 anatra, 16 antara, 17 aranta, 18 atrana, 19 rataña, 20 tarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09