|
|
|
|

Teny iditra1  akoma
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Bibilava lehibe sy matanjaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the name of a species of boa-constrictor; also called do, and ankoma. Pelophilus madagascariensis. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 bibilava goaibe. [2.165]
6 gros serpent. [1.54]
Voambolana  7  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tsipelina hafa  8 ankoma
Tovy hevitra  9 do
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 akoma, 12 amako, 13 amoka, 14 kaomà, 15 koama, 16 Makoa, 17 Maoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09