|
|
|
|

Teny iditra1  ankoma
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 anaram-bibilava lehibe. Izy dia biby vandambandana ary lehibe noho ny mandotra. [Betsimisaraka] [1.78]
4 Karazam-bibilava lehibe. [Betsimisaraka] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a large snake. See akoma and do.. [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 gros serpent.. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  7  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tsipelina hafa  8 akoma
Tovy hevitra  9 do
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 ankoma, 12 Kamòna, 13 komana, 14 manako, 15 mankao, 16 manoka, mañoka, manokà, 17 mokàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10