|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  boka
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 aretina mandrakotra fery mirofotra ny tena manontolo, manombaka amin'ny tanana sy ny tongotra. (Amin'io hevitra io anefa, dia ny teny habokana no mazàna ampiaisaina, fa ny hoe boka dia enti-milaza ny olona mararin'io aretina io, izay atao hoe marary hoditra): Maro ankehitriny ny trano itsaboana ny boka.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a leper.
5 scabby, as applied to sheep and the bark of trees, etc.. [1.2, 1.7]
6 leprosy [Arab bahak ?]. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 lépreux. [1.3, 1.5, 1.8, 1.6]
8 lèpre. [Tanala] [1.6]
Ohatra  9  Nivikiviky ery ny famindrany fa hay tsy boka akory, fa nody boka fotsiny! [2.499]
10  Raha boka mbola tsy mondry fa mbola matevitevina ny tarehy ny, asiana famalanam-boka [2.48]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  22  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 10 amin' io teny io
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  25 Randzavola: boka ao amin' ny Baiboly (=> aretina)

Teny iditra (2/7)26  boka
Sokajin-teny  27  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  28 exhausted, spent, spoiled, worn out, tasteless, insipid, unsavoury; proved to be false; to have lost one's title, position, or honour. [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  29 Qu’on déprécie, qu’on avilit, qu’on vilipende. [1.3#85]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  32 zavatra boka

Teny iditra (3/7)33  boka
Sokajin-teny  34  anarana
Fanazavàna teny malagasy  35 ny atin'ny voan'ny lombiry fanao amin'ny zanatsirika. [Sakalava] [1.1]

Teny iditra (4/7)36  boka
Sokajin-teny  37  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  38 matsatso, kivy. [Bara] [1.78]
39 Matsatso. [Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  40 saumâtre (eau) ; douce (eau).. [Tankarana] [1.19]
41 Ce mot a aussi le sens de fade, sans goût. Revoir à la lumière de ces deux significations, les mots boka à bokavavy dans la première partie.. [Sakalava] [1.196]
Kamban-teny rehetra  42 ranoboka

Teny iditra (5/7)43  boka
Sokajin-teny  44  anarana
Fanazavàna teny malagasy  45 tandroka tsentsenana volovolon-javatra na vovo-kazo atao fandrehetana paik'afo. [Sakalava] [1.1]
46 vohavoha azo avy amin'ny vatan'akondro. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  47 bokaka. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  48 amadou tiré du bananier. [1.13]
Voambolana  49  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Tovy hevitra  50 bokaka

Teny iditra (6/7)51  boka
Sokajin-teny  52  anarana
Fanazavàna teny frantsay  53 (de l'adjectif boka : rugueux, pourvu d'aspérités, quand il s'agit des plantes ; le même mot veut dire lépreux quand il s'agit de l'homme). Nom donné à diverses plantes ayant des tiges ou des fruits verruqueux ; ainsi qu'à d'autres plantes dont les fruits adhèrent facilement aux vêtements par leurs aspérités. Ce sont surtout : 1. (sak.) Marsdenia verrucosa Decne. (Apocynaceae) souvent distingué sous le nom de bokabe ci-dessous..
54 Calopyxis eriantha Tul. (Combretaceae).. [Mahafaly]
55 Heteropogon contortus (L.) P. Beauv. ex Roem. & Schult. (Poaceae).. [Tanosy] [1.196]
56 (Nom des plantes dont les fruits sont cloisonnés, les graines séparées par des cloisons ; notion d'isolement). D'après J. M. Estrade, le Tromba (1977) p. 157, on porte de tels fruits sur soi lorsqu'on veut éviter d'être recruté comme soldat.. [Taifasy] [1.196]
Voambolana  57  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  58 bokabe
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (7/7)59  boka
Sokajin-teny  60  anarana
Fanazavàna teny malagasy  61 ahitra. [Masikoro] [2.606#151]
Voambolana  62  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  63 bako, 64 boka, 65 kabo, 66 koba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09