|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 habokana |
| Fototeny | 2boka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4aretin-koditra avy amin' ny mikraoby iray manokana izay mahatonga toy ny atoditody eny amin' ny hoditra ka eo amin' ny tarehy no betsaka indrindra; vetivety dia miova ny endrik' ilay marary ka toa mivontovonto hafahafa..
[1.1] 5Jereo "Habokana (Aretin' i Hansen)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 191]. [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6leprosy.
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7lèpre.
[1.5, 1.6] 8la lèpre. [1.3, 1.8] |
| Ohatra |
9 Saingy raha miempaka ny olona voan'ny habokana dia tsy harary azy izany.
[1.581#]
10 Raha mateti-pitranga eo amin'ny toerana misy anao ny habokana dia ento ho zahana ilay zaza. [1.581#] |
| Voambolana | 11 Fahasalamana |
| Teny nalaina | 12 Soratra misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|