|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  bokaboka
Fototeny  2 boka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Misy mivontovonto kely na mivotrovotro: Toa bokaboka itỳ voankazo itỳ izany ka tsy tiako. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 insipid. (Prov.). [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 Se dit notamment des cannes à sucre mal venues, dont les noeuds sont trop rapprochés. Qualificatif également donné, de façon général, aux tiges très noueuses.. [Merina] [1.196]
Voambolana  7  Haizavamaniry
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)9  bokaboka
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11 Marimaritra, tsy mafana tsy mangatsiaka. [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (3/3)12  bokaboka
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny anglisy  14 the small knots in thread or yarn badly spun.. [1.2]

Fivaditsoratra  15 bakobako, 16 bôka bako, 17 bokaboka, 18 kobakoba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02