|
|
|
|

Entrée1  fanabokana
Radical  2  boka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fanaratsiana, fanambaniana, fanamavoana: Loza ny fanabokan' ny mpialonany zava-tsoa eny aminao [1.1]

Anagrammes  5 fanabokana, 6 fanabonaka, 7 fanakobàna, fanakobana

Mis à jour le 2025/09/20