|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/7) | 1 baka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 mivelatra.
[Betsimisaraka]
[1.78] 4 Enti-milaza ny tandrok' omby misamaka, izany hoe mivelatra mifanalavitra, mihataka (mifan: kirongo). 5 Ny fisarahan' ny zavatra iray toerana na mizara roa misy elanelana lavitra. 6 Fitenenana: Raha baka mahay misisika (na mihorirana) ianao, izaho kirongo tsy azo idirana: teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina. / Fitenenana mitovy hevitra: Raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 branching out into two parts, having horns diverging in the form of a V..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 divergent en forme de V.
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 27 lily |
| Tohi-kevitra | 28 kirongo |
| Kamban-teny rehetra | 29 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
31 Bikan' ny tandrok' omby |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/7) | 32 baka |
| Sokajin-teny | 33 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
34 an expletive used in certain provinces..
[1.2] |
| Teny iditra (3/7) | 35 baka |
| Sokajin-teny | 36 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
37 "tronc" de bananier.
[Tanala]
38 parfois employé par des devins-guérisseurs pour désigner une extrémité d'inflorescence de bananier tombée à terre (ambika akondro nihintsaña). [1.6] 39 (de baka : divergent comme les deux branches de la lettre V) Nom donné à plusieurs Apocynaceae dont les fruits sont composés de deux péricarpes divergents. C'est aussi le nom d'un ody ratsy (charme malfaisant) préparé à partir de ces plantes en vue d'empoisonnements criminels.. [Sakalava] [1.196] |
| Voambolana | 40 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Teny iditra (4/7) | 41 baka |
| Sokajin-teny | 42 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
43 (abréviation de bakalorea) baccalauréat.
[1.5] |
| Kamban-teny rehetra | 44 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (5/7) | 45 baka |
| Sokajin-teny | 46 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
47 [French bac] a ferry.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
48 [français bac] bac.
[1.8] 49 bateau de transbordement, bac. [1.5] |
| Sary |
|
| Teny iditra (6/7) | 50 baka |
| Sokajin-teny | 51 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
52 tavy.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
53 récipient.
[1.13] |
| Teny iditra (7/7) | 54 baka |
| Sokajin-teny | 55 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
56 détendu, désserré.
[Tankarana]
[1.19] |
| Fivaditsoratra | 57 baka, 58 kaba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|