|
|
|
|

Teny iditra1  fibaka
Fototeny  2 baka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba na toetran' ny zavatra mibaka, izany hoe mihataka misokatra be, toy ny tandrok' omby sasantsasany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 L'état divergent en V. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12