|
|
|
|

Teny iditra1  fibakana
Fototeny  2 baka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fihatahana: Mahazendana ny fibakan' itỳ tandrok' omby iray itỳ. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 La divergence en forme de V. [1.3]

Fivaditsoratra  6 fibakana, 7 fibanaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12