|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kirongo |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Merina+Betsileo+Bara] Enti-milaza karazan-tandrok' omby miendri-bolantsinana, izany hoe boribory tsara ary mifanatona ny tendrony sy ny fotony
[1.1] |
| Voambolana | 4 Toe-karena: fiompiana |
| Tsipelina hafa | 5 korongo |
| Tovy hevitra | 6 korongona |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
9 Bikan' ny tandrok' omby |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|