|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1 baby
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fitondrana zaza na entana ao an-damosina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 carrying on the back [1.2, 1.7]
5 [Jav. Babu, a nurse.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 action de porter sur le dos [1.3, 1.8]
Ohatra  7 Etsy baby, ry zandry, na ry zafy. [2.69]
8 ka raha andriana tsy nahatadidy an' io, dia natao hoe resim-baby na fotak' olona; [2.245]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  29baby kambana

Teny iditra (2/5)30 baby
Sokajin-teny  31 mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  32 adossé à une montagne: Tanàna baby ~ Trano baby [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (3/5)33 baby
Sokajin-teny  34 anarana
Fanazavàna teny malagasy  35 voatavo kely fihinana, voatavo tanora [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  36 (de baby : qui rend service). Nom donné aux courges introduites : Cucurbita pepo L. et Cucurbita maxima Duchesne (Cucurbitaceae). [Bara, Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  37 Haizavamaniry: anana
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/5)38 baby
Sokajin-teny  39 anarana
Fanazavàna teny frantsay  40 (du malais babu : bébé, enfant encore au sein). Nom de l'épi de maïs, Zea mays L. (Poaceae), encore enveloppé de ses spathes et fixé à la tige. On le compare à un nourrisson porté sur le dos de sa mère [Merina, Betsileo] [1.196]
Voambolana  41 Haizavamaniry: anana
Kamban-teny rehetra  42Fikambanana 3 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (5/5)43 baby    
Sokajin-teny  44 anarana
Fanazavàna teny anglisy  45 zazakely [1.17, 1.28]
46 zazabodo [1.17]

Fivaditsoratra  47 baby, 48 biba

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08