|
|
|
|

Teny iditra1  binaby
Fototeny  2 baby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 voababy, babena, atao am-babena: Nobinabiny ny zanany dia lasa izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 passive of baby with infix. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 porté sur le dos ( voababy ) [1.3#70]
Ohatra  7  Nobinabiny ny zanany dia lasa izy [1.1#151]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Tovy hevitra  11 voababy

Fivaditsoratra  12 bibina, binaby

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12