|
|
|
|

Teny iditra1  mifampibaby
Fototeny  2 baby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Litera mifampibaby : ts, nts, tr, ntr, dr, ndr, mp, mb, nt, nd, nk, ng, nj. [2.442#7]
Ohatra  5  Voasoratra amin' ny sora-boky na sora-tanana io fehezanteny io ary ampiasana mari-piatoana fototra, lohasoratra ary endri-tsoratry ny abidy sy ireo litera mifampibaby. [2.442]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12