|
|
|
|

Entrée (1/3)1  aina
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
Dérivés 
4  Verbes actifs :
5  Verbes passifs :
6  Verbes relatifs :
7  Noms :
Tous les mots composés  8  96 mots contenant aina
Explications en malgache  9  [1.1] Ny mahatonga ny zavatra ho velona: Ny aina tsy afaky ny tompony
Ny rivotra fohina sy avoaka mariky ny fahavelomana: Mideza loatra ilay fiakarana ka njanona kely naka aina aho fa sempotra
Hery sy fahatanjahana: Be aina. ~ Tsy mahazaka an' io entana io Ikoto fa kely aina. ~ Manana aina izany raha olona
Explications en anglais  10  [1.2, 1.7] life
11  [1.2] animal life, strength.
12  [1.7] breath
Explications en français  13  [1.3] Vie: Manao ny ainy tsy ho zavatra izy (Il ne tient pas compte de sa vie) ~ Ny zava-manana aina rehetra (Tous les êtres vivants)
Le souffe animal: Makà aina kely hianao fa sempotra (Respirez un peu parce que vous êtes essoufflé)
Vigueur, force, effort: Be aina izy (Il est vigoureux) ~ Kely aina izy (Il a peu de forces) ~ Nataoko izay tratry ny aiko (J'ai fait mon possible)
Retrait ou dilatation des corps, comme d'une balle en caoutchouc, d'un ressort
14  [1.8] vie; souffle
Exemples  15  [2.470] Tsy izany anefa no voatiry rafi-kazo, na ny soavaly tsy hary mitovy aina.
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot aina

Entrée (2/3)17  a~ina
Partie du discours  18  circonfixe [Liste complète]

Entrée (3/3)19  AINA    
Partie du discours  20  nom (acronyme) [Liste complète]
Explications en français  21  [4.43.fr.2017.06.24] Association Amicale des Intellectuels Natifs d' Ambohimahasoa
Vocabulaire  22  Organisations

Anagrammes  23  a~ina, aina, anay, i~ana, iana

Mis à jour le 2025/08/10