|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miaina
Fototeny  2 aina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Maneho ny fahavelomana amin' ny fitepon' ny fo: Mbola miaina izy fa vonjeo haingana.
5 Mifoka sy mamoaka rivotra avy any amin' ny havokavoka: Miainà mafy, hoy ny dokotera, tamin' i Solo kely. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to live, to have life; to respire, to breathe; to be happy, prosperous, revived.. [1.2]
7 to breathe; to live. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 Etre en vie, vivre: Miaim-poana izy (Il mène une vie inutile).
9 Respirer: Mbola miaina izy (Il respire encore).
10 Se retirer, se dilater.
11 fig. Se conduire: Tsy mahay miaina izy (Il ne sait pas se conduire, il n'a pas de savoir-vivre). [1.3]
12 respirer; vivre. [1.8]
Ohatra  13  tsy maintsy miasa mafy hitoetra ho tantsaha miaina amin' ny fiainana iray zara fa velona. [2.470]
14  Leon' ny miara-miaina amin' ny Frantsay izy. [2.471]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 11 amin' io teny io
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)21  miainà
Fototeny  22 aina
Sokajin-teny  23  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miaina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  24  Miainà mafy, hoy ny dokotera, tamin' i Solo kely [1.1]

Fivaditsoratra  25 miainà, miaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10