|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fiaina
Fototeny  2 aina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina miaina, na maka fofon' aina izany: Miadam-piaina ny marary. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 respiration. [1.32.en#272]
Fanazavàna teny frantsay  6 La manière de vivre, de respirer. [1.3#3]
7 respiration. [1.13]
Ohatra  8  I feno tsy nihetsika, fa niefonefona fiaina tao anaty lamba tao. [2.472]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
10  Tovonana :
Voambolana  11  Haiaina
Tovy hevitra  12 fisefo
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)15  fiaina
Fototeny  16 aina
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 Fomba entina mitondra tena: Ratsiratsy fiaina itỳ zaza itỳ. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19 La conduite. [1.3#3]
Ohatra  20  Malemy fanahy, tsara fiaina, manaja izay nofidiny ho fofombady! [2.499#]
21  Izany no antony nanaovana mifanandrify ny fiaina amin' ny fisian-javatra. [2.245]
Voambolana  22  Filôzôfia
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09