|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fiainana
Fototeny  2 aina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fakana aina, fakana fofon' aina: Miadana erỳ ny fiainan' itỳ marary itỳ izany.
5 Fe-potoana eo anelanelan' ny ahaterahana sy ny ahafatesana: Nanao ny tsara mandrakariva io olona io nandritra ny fiainany.
6 Fifaliana na fanaranana amin' ny hanina sy ny fisotro: Manao fiainana marina ry zareo ato avaratra fa mamono akoho mifahy isan' andro.
7 Fitondran-tena: Aoka hanana toe-piainana madio sy tsara mandrakariva ianareo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 life; the act of breathing. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 Vie: Lava fiainana izy (Il vit longtemps) ~ Ny fiainana mandra-kizay (La vie éternelle).
10 respiration, canal respiratoire, soupirail. [1.3#10]
11 la vie; action de respirer. [1.8]
Ohatra  12  Kanjo inona no navoakanao, ry fiainana? [2.296#]
13  Tsy izao anaovan' ialahy fiainana izao? [2.470#]
Haiendriteny 
14  Tsotra :
15  Tovonana :
Voambolana  16  Haiaina 17  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 9 amin' io teny io
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  20 Randzavola: fiainana ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)21  Fiainana
Singan-teny  22 fiainana
Sokajin-teny  23  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  24 Andriamampianina Zo
Mpanonta printy  Takila: 6.

Fivaditsoratra  26 Fiainana, fiainana, 27 fianiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09