|
|
|
|

Teny iditra (1/11)1  asa
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 tsy fantatro, tsy mahalala aho. [Tanala] [1.78]
4 Entina mamaly, ka milaza tsy fahafantarana na tsy fisafidianana: Rahoviana ianareo no handeha? -- Asa tsy fantatro fa manavy ny zanakay. / Handeha ianao sa hijanona? -- Asa, izay tianao no hataoko.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 don't know. [1.2]
6 I don't know. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 je n'en sais rien. [1.8]
Ohatra  8  "asa," hoy Ikotofetsy, "tsy fantatro izay mahatonga izany." [2.293]
9  asa na maty izy izay na mbola velona soa aman-tsara ihany. [2.470]
Tovy hevitra  10 asane, asany
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/11)12  asa
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 Teny ilazana izay atao: Asa mafy ny mitaona vato.
15 Raharaha: Inona no asan' ny rainao, ry zaza ?.
16 Fihadiana tany amin' ny angady mba hovolena: Tsy mbola vita asa itỳ tany itỳ ka karakarao.
17 Fampiasana: Asa saina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 tillage, labour, work. [1.2]
19 working the soil; work in general. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20 travail. [1.8, 1.13]
21 culture du sol. [1.8]
22 emploi, fonction, opération, ouvrage. [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  36  Fikambanana 99 amin' io teny io
Lahatsoratra  37 Randzavola: asa ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (3/11)38  asa
Sokajin-teny  39  anarana
Fanazavàna teny malagasy  40 Enti-milaza fiantsoana na fiangaviana olona hanatrika lanonana na hisakafo, fandidiana olona hanao zavatra.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :

Teny iditra (4/11)44  asa
Sokajin-teny  45  anarana
Fanazavàna teny malagasy  46 Enti-milaza fandranitana zava-maranitra.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  47 sharpening. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  48 affûtage. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :

Teny iditra (5/11)51  asa
Sokajin-teny  52  anarana
Fanazavàna teny malagasy  53 lalàna. [Betsimisaraka] [1.78]

Teny iditra (6/11)54  asa
Sokajin-teny  55  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  56 folo. [Taimoro] [1.78]
Voambolana  57  Matematika: rafitrisa

Teny iditra (7/11)58  Asa
Sokajin-teny  59  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  60 Acts: one of the books of the Bible. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  61 Actes: un des livres de la Bible. [3.1]
Voambolana  62  Soratra Masina

Teny iditra (8/11)63  ASA
Sokajin-teny  64  anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  65 jereo Ankohonana - Sahirana - Arenina. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  66 voyez Accueil des Sans-Abri. [3.1]
Voambolana  67  Fikambanana

Teny iditra (9/11)68  ASA    
Sokajin-teny  69  anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  70 see American School of Antananarivo. [3.1]
Voambolana  71  Fikambanana

Teny iditra (10/11)72  ASA    
Sokajin-teny  73  anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  74 voir Accueil des Sans-Abri. [3.1]
Voambolana  75  Fikambanana

Teny iditra (11/11)76  ASA    
Sokajin-teny  77  anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  78 voir Agro-Sylviculture autour d' Antananarivo. [3.1]
Voambolana  79  Fikambanana

Fivaditsoratra  80 asa, Asa, ASA, 81 saa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10