|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fampiasana |
| Fototeny | 2 asa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 utilisation (une), usage (un), emploi (un), devoir (un), exercice (un), application (une).
[1.13] |
| Ohatra |
5 Efa natombokao ny fianarana sy ny fampiasana ny sorabe.
[2.528]
6 Ny fepetra hafa fampiasana io zo io dia feran' ny lalàna. [1.320] 7 Mandeha eo avokoa ny fampiasana sain-dalina sy ny fikarohana hevitra an-talelaka. [2.643] |
| Kamban-teny rehetra | 8 Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|