|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  asaina
Fototeny  2 asa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ranitina, rangitina, atao tonga mifilofilo: Nasain' iza re itỳ antsy itỳ no nanjary naranitra aoka izany e!. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be tilled, to be wrought.. [1.2]
6 to be tilled, to be worked. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on cultive; qu'on travaille. [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)14  asaina
Fototeny  15 asa
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  17 Angantahina ho tonga amin' ny fivoriana, sakafo, lanonana...: Nasain' idadabe nisakafo tany aminy izahay tamin' ny taom-baovao.
18 Didiana, omena teny: Nasain' ny fanjakana nanao lalana ny fokonolona.
19 Tarihina, tao-mina, amporisihina: Nasainy nanaja ny mpiray monina ny zanany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 to be invited to a feast, etc.; to be bidden, to be commanded to do something.. [1.2]
21 to be invited. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22 qu'on invite. [1.8]
Haiendriteny 
23  Ny ankehitriny :
24  Ny lasa :
25  Ny hoavy :
26  Filaza mandidy :
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)28  asaina
Fototeny  29 asa
Sokajin-teny  30  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  31 to be sharpened, to be whetted, to be pointed.. [1.2]
32 to be sharpened. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  33 qu'on aiguise. [1.8]
Haiendriteny 
34  Ny ankehitriny :
35  Ny lasa :
36  Ny hoavy :
37  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  38 anaîsa, 39 Aniasa, 40 asaina, 41 asiana, 42 iasaña, iasana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10