|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpiasa |
| Fototeny | 2 asa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Olona mikarama manao raharaha manokana: Mpiasan'ny ozinina. -- Misy karazany maro ny mpiasa; ireto avy ny lehibebe maro mpiteny: mpiasa tany, mpiasa an-trano, mpiasam-panjakana..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a worker, an employee.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 travailleur, employé.
[1.8] |
| Tsipelina hafa | 7 mpiasa an-trano, mpiasa tany, mpiasam-panjakana |
| Kamban-teny rehetra | 8 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 ampasy, 11 ampisa, 12 asampy, 13 mpiasa, 14 sampay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|