|
|
|
|

Teny iditra 1  fiasana
Fototeny  2 asa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4 a tool, an instrument [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 outil [1.8, 1.13]
6 instrument [1.8, 1.13]
Ohatra  7  Vato no nataony fiasana. [2.113#7]
8  Ary manana fiasana maro izy. [2.332#37]
9  Tsy mivoha farmasia amin' andro tsy fiasana. [2.117#89]
10  Ny fiasana vaovao vitany no nanamboarany lakana. [2.508#338]
Voambolana  11  Fitaovam-piasana
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 36 misy ny teny how fiasana
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 Anfiasa, 15 faisana, 16 fasiana, fiasana, 17 safiaña

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07