|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 voasa |
| Fototeny | 2 asa |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 tilled, dug up..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Travaillé.
[1.3] [voaasa] 6 usiné; travaillé. [1.13] |
| Ohatra |
7 Voafetra ihany koa ny tany voaasa
[2.117#120]
8 Ny tany izay voaasanao, hitera-bokatra kokoa [2.621] |
| Kamban-teny rehetra | 9 velarana voaasa |
| Teny iditra (2/3) | 10 voasa |
| Fototeny | 11 asa |
| Sokajin-teny | 12 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 invited to a feast, summoned, bidden..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 invité.
[1.3] |
| Teny iditra (3/3) | 15 voasa |
| Fototeny | 16 asa |
| Sokajin-teny | 17 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 sharpened, whetted..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 Aiguisé, râpé.
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 20 asavo, 21 avosa, 22 savao, 23 savoa, 24 soava, 25 voasa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|