Entrée | 1 arira |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Karazan' angano azo heverina ho nisy fototra marina tany am-boalohany fa efa niova be ihany ka tsy azo inoana araka ny tarehy isehoany ankehitriny (ohatra Ibotity dia arira, fa Rapiso sy Ravoalavo dia angano). [1.1] |
Explications en anglais |
4 a legend, a fable [1.2, 1.7] |
Explications en français |
5 histoire amusante [1.54] 6 conte, histoire amusante [1.8] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 22 Littérature: (en général) |
Analogues | 23 angano, anjabobo, anoano, fasitara, habobo, haga, karijo, tantaravalamaty, taria |
Proverbes | 24 Proverbes contenant le mot arira |
Citations | 25 Textes citant arira |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |