|
|
|
|

Teny iditra1  fasitara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Lainga sy habobo entina hamitahana na handokadokafana: Olona be fasitara koa Rangahy iny! [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 baliverne [1.54]
Mpanahaka  5  angano, 6  anjabobo, 7  anoano, 8  arira, 9  habobo, 10  haga, 11  karijo, 12  tantaravalamaty, 13  taria

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08