|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 anoano |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 praise, blessing. (Prov.) See dera..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 louanges..
[Tankarana]
[1.19] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 8 anoano |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Anjoanjo, vinany: Anoanon-kevitra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 a guess, anything done at random..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 histoire amusante.
[1.54] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 15 angano, 16 anjabobo, 17 arira, 18 fasitara, 19 habobo, 20 haga, 21 karijo, 22 tantaravalamaty, 23 taria |
| Kamban-teny rehetra | 24 ady anoano |
| Teny iditra (3/3) | 25 anoano |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
27 Karazam-bibikely lehibebe kokoa noho ny renitantely, misy elatra sy tandroka roa ary misy fofona maimbo miraikitra amin' ny tanana mamoriporitra azy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
28 a species of field-bug..
[1.2] |
| Voambolana | 29 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Fivaditsoratra | 30 anoano, 31 aonona, 32 noanoa, 33 onoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|