|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  araka
Sokajin-teny  2  mpampiankin-teny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza fifanarahana, fifandraikana amin-javatra iray, fitovitoviana: Vonona hanao araka ny teninao aho, ry dada. Hovaliana araka ny nataontsika avy isika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 according to, following. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 selon, suivant. [1.3, 1.8]
6 d'après, en proportion. [1.3]
Ohatra  7  araka ny hevitro (selon moi, suivant mon opinion) [1.3]
8  araka ny reko (d’après ce que J’ai entendu dire) [1.3]
9  araka ny asanareo no hahazoanareo vola (vous gagnerez de l’argent en proportion de votre travail) [1.3]
Sampanteny 
Anarana :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 157 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)13  araka
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 milaza fiarahana, firaisan-kevitra, firindrana amin' izay atao, fitakiana zavatra sy fanaraha-maso. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16 action de suivre, d’accompagner.
17 action de réclamer, d'imiter. [1.3, 1.5]
18 action de revendiquer.
19 action de suivre les traces de, d'observer, d’exécuter. [1.3]
Haiendriteny 
20  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  42  Fikambanana 6 amin' io teny io

Teny iditra (3/4)43  araka
Sokajin-teny  44  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  45 reraka, sasatra. [Betsimisaraka] [1.78]

Teny iditra (4/4)46  araka
Sokajin-teny  47  anarana
Fanazavàna teny malagasy  48 karazan-toaka mahery. [1.10]

Fivaditsoratra  49 Akara, 50 araka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09